第9章 第13節
Ary ny fanatitra dorana mbamin’ ny lohany dia natolotr’ ireo azy tsirairay araka ny nandrasàna azy ka nodorany ho fofona teo ambonin’ ny alitara.