Logo

Webible

//
18. Ary hoy Izy: Mankanesa any an-tanàn...

Matthew

第26章 第18節

18 / 75

Ary hoy Izy: Mankanesa any an-tanàna ho any amin-dralehilahy, ka lazao aminy hoe: Hoy ny Mpampianatra: Efa akaiky ny fotoako; koa ato aminao Aho sy ny mpianatro no hitandrina ny Paska.