Logo

Webible

//
13. Hianareo no fanasin’ ny tany; fa ra...

Matthew

第5章 第13節

13 / 48

Hianareo no fanasin’ ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin’ ny olona.