Logo

Webible

//
5. dia vao niteny tamin’ ny mpanjaka h...

Nehemiah

第2章 第5節

5 / 20

dia vao niteny tamin’ ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany.