장 5 : 절 29
Ary ny zanak’ i Amrama dia Arona sy Mosesy ary Miriama. Ny zanakalahin’ i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.