Logo

Webible

//
37. Dia ho kitain’ ny afo ianao; Ho eny...

Ezekiel

장 21 : 절 37

37 / 37

Dia ho kitain’ ny afo ianao; Ho eny amin’ ny tany ny rànao; Tsy hotsaroana ianao; Fa Izaho Jehovah no niteny izany.