Logo

Webible

//
28. Ary hoy izy ireo: Efa hitanay marim...

Genesis

장 26 : 절 28

28 / 35

Ary hoy izy ireo: Efa hitanay marimarina fa momba anao Jehovah, ka dia hoy izahay: Aoka samy hanao fianianana isika, dia izahay sy ianao, ary aoka izahay hanao fanekena aminao,