Logo

Webible

//
4. Ary hoy Jehovah taminy: Ataovy Jezi...

Hosea

장 1 : 절 4

4 / 9

Ary hoy Jehovah taminy: Ataovy Jezirela no anarany; fa vetivety dia hovaliako ny taranak’ i Jeho noho ny rà nalatsaka tao Jezirela, ary hatsahatro ny fanjakan’ ny taranak’ Isiraely.