Logo

Webible

//
7. Fa ny taranak’ i Joda no hamindrako...

Hosea

장 1 : 절 7

7 / 9

Fa ny taranak’ i Joda no hamindrako fo, ary Izaho Jehovah Andriamaniny no hamonjy azy, nefa tsy amin’ ny tsipìka, na amin’ ny sabatra, na amin’ ny ady, na amin’ ny soavaly, na amin’ ny mpitaingin-tsoavaly.