Logo

Webible

//
24. Lazaiko aminareo marina dia marina ...

John

장 5 : 절 24

24 / 47

Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin’ ny fahafatesana ho amin’ ny fiainana izy.