Logo

Webible

//
16. Ary hodoran’ ny mpisorona ho fofona...

Leviticus

장 2 : 절 16

16 / 16

Ary hodoran’ ny mpisorona ho fofona ny fanati-pahatsiarovana avy amin’ ny langony sy avy amin’ ny diloilony ary ny ditin-kazo mani-pofona rehetra; dia fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah izany.