Logo

Webible

//
10. Ary rehefa niverina ny Apostoly, di...

Luke

장 9 : 절 10

10 / 62

Ary rehefa niverina ny Apostoly, dia nanambara tamin’ i Jesosy izay efa nataony. Ary Izy nitondra azy ka nandeha nitokana nankany amin’ ny tanàna atao hoe Betsaida.