Chapter 21 : Verse 26
Dia noraisin’ i Paoly ireo lehilahy ireo, ary nony ampitso dia nanadio ny tenany niaraka taminy izy ka niditra teo an-kianjan’ ny tempoly, nanambara ny fahatanterahan’ ny andro fahadiovana mandra-panatitra ny fanatitra ho an’ ny isan-dahy.