Logo

WeBible

4. Dia niteny tamin’ ny mpanjaka amin’...

Daniel

Chapter 2 : Verse 4

4 / 49

Dia niteny tamin’ ny mpanjaka amin’ ny teny Aramiana ireny Kaldeana ireny ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao, ambarao aminay mpanomponao ny nofy, dia holazainay ny heviny.

Daniel 2:4