Logo

WeBible

9. Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka...

Daniel

Chapter 4 : Verse 9

9 / 34

Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka ny voany, sady teo aminy no nisy hanina ho an’ ny rehetra; teny ambaniny no nialokalofan’ ny bibidia, ary teny amin’ ny sampany no nitoeran’ ny voro-manidina, ary ny nofo rehetra nahazo hanina avy aminy.

Daniel 4:9