Chapter 21 : Verse 19
raha afa-mitsangana indray ka mandehandeha mitehina eny ala-trano izy, dia ho afa-tsiny ilay namely azy; kanefa handoa ny hevitr’ andro tsy nanaovany zavatra izy sady hitsabo azy mandra-pahasitrany.