Chapter 21 : Verse 35
Ary raha misy ombin’ olona mandratra ny ombin’ ny namany ka mahafaty azy, dia hamidiny ny omby velona, ka hozarainy ny vola vidiny; ary ny maty koa hozarainy.