Logo

WeBible

22. Ary hoy Jehovah Andriamanitra: Indr...

Genesis

Chapter 3 : Verse 22

22 / 24

Ary hoy Jehovah Andriamanitra: Indro, ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy; ary ankehitriny, andrao haninjitra ny tànany izy ka hakany koa ny hazon’ aina, ary hohaniny, ka ho velona mandrakizay izy;

Genesis 3:22