Logo

WeBible

7. Dia hoy Jehovah: Haringako tsy hisy...

Genesis

Chapter 6 : Verse 7

7 / 22

Dia hoy Jehovah: Haringako tsy hisy ambonin’ ny tany ny olona izay noforoniko, hatramin’ ny olona ka hatramin’ ny biby fiompy sy ny biby mandady na mikisaka mbamin’ ny voro-manidina; fa manenina Aho noho ny nanaovako azy.

Genesis 6:7