Logo

WeBible

8. Ho toran-kovitra izy; Fanaintainana...

Isaiah

Chapter 13 : Verse 8

8 / 22

Ho toran-kovitra izy; Fanaintainana sy fahoriana no hahazo azy, ka hijalijaly tahaka ny vehivavy mihetsi-jaza izy; samy ho talanjona izy ka hifampijery; Mitarehin-delafo ny tarehiny.

Isaiah 13:8