Logo

WeBible

8. Dia hoy Jehovah tamin’ i Satana: Ef...

Job

Chapter 1 : Verse 8

8 / 22

Dia hoy Jehovah tamin’ i Satana: Efa nandinika an’ i Joba mpanompoko va ianao? Fa tsy misy tahaka azy eny ambonin’ ny tany, fa olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an’ Andriamanitra ka mifady ny ratsy.

Job 1:8