Logo

WeBible

41. Ary nisy demonia nivoaka tamin’ ny ...

Luke

Chapter 4 : Verse 41

41 / 44

Ary nisy demonia nivoaka tamin’ ny maro ka niantso hoe: Hianao no Zanak’ Andriamanitra. Nefa norarany ireo ka tsy navelany hiteny, satria nahalala Azy ho Kristy.

Luke 4:41