Logo

WeBible

23. Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan...

Matthew

Chapter 21 : Verse 23

23 / 46

Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy ka nampianatra, dia nanatona Azy ny lohan’ ny mpisorona sy ny loholona ka nanao hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao? Ary iza no nanome Anao izao fahefana izao?

Matthew 21:23