Logo

WeBible

9. Ary raha misy ady eo amin’ ny tanin...

Numbers

Chapter 10 : Verse 9

9 / 36

Ary raha misy ady eo amin’ ny taninareo, ka mandeha hiady amin’ ny fahavalo izay mampahory anareo ianareo, dia hitsoka ireo trompetra ireo ho fampitairana, dia hotsarovana eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo ka hovonjena amin’ ny fahavalonareo.

Numbers 10:9