Chapter 11 : Verse 12
Izaho va no torontoronina an’ ity firenena rehetra ity? ary izaho va no niteraka azy, no ilazanao hoe: Trotroinao izy, tahaka ny ray mpitaiza mitondra ny zaza minono, ho any amin’ ny tany izay nianiananao tamin’ ny razany homena azy?