Logo

WeBible

13. Izay rehetra mikasika fatin’ olona ...

Numbers

Chapter 19 : Verse 13

13 / 22

Izay rehetra mikasika fatin’ olona ka tsy manadio ny tenany dia mandoto ny tabernakelin’ i Jehovah ka hofongorana tsy ho amin’ ny Isiraely; satria tsy nofafazana ny rano fanadiovana izy, dia haloto: ny fahalotoany mbola eo aminy ihany.

Numbers 19:13