Logo

WeBible

7. Dia nankeo amin’ i Mosesy ny olona ...

Numbers

Chapter 21 : Verse 7

7 / 35

Dia nankeo amin’ i Mosesy ny olona ka nanao hoe: Efa nanota izahay, fa efa niteny nanome tsiny an’ i Jehovah sy ianao. Ifony amin’ i Jehovah izahay mba hanesorany ny menarana aminay. Dia nifona ho an’ ny olona Mosesy.

Numbers 21:7