Logo

WeBible

21. Ary Josoa hijanona eo anatrehan’ i ...

Numbers

Chapter 27 : Verse 21

21 / 23

Ary Josoa hijanona eo anatrehan’ i Eleazara mpisorona, izay hanadina amin’ ny fitsaran’ i Orima eo anatrehan’ i Jehovah ho azy; araka ny teniny no hivoahany, ary araka ny teniny no hidirany, dia izy sy ny Zanak’ Isiraely rehetra, dia ny fiangonana rehetra.

Numbers 27:21