Logo

WeBible

18. ary ravehivavy dia hampitoeran’ ny ...

Numbers

Chapter 5 : Verse 18

18 / 31

ary ravehivavy dia hampitoeran’ ny mpisorona eo anatrehan’ i Jehovah, ka harakarakany ny volondohan-dravehivavy, ary hataony eo an-tànany ny fanati-pahatsiarovana, dia ny fanatitra noho ny ahiahy; ary ho eo an-tànan’ ny mpisorona ny ranom-pangidiana izay mitondra ozona;

Numbers 5:18