Logo

WeBible

19. dia hampianiana an-dravehivavy ny m...

Numbers

Chapter 5 : Verse 19

19 / 31

dia hampianiana an-dravehivavy ny mpisorona ka hanao aminy hoe: Raha tsy nisy lehilahy nandry taminao, ka tsy nivily niala tamin’ ny vadinao ho amin’ ny fahalotoana ianao, dia afaka amin’ ity ranom-pangidiana mitondra ozona ity;

Numbers 5:19