Logo

WeBible

22. Ary na indroa andro, na iray volana...

Numbers

Chapter 9 : Verse 22

22 / 23

Ary na indroa andro, na iray volana, na ela aza, no nijanonan’ ny rahona teo ambonin’ ny tabernakely dia mbola nitoby ihany ny Zanak’ Isiraely, fa tsy niainga; fa raha niakatra kosa ny rahona, dia niainga izy.

Numbers 9:22