Logo

WeBible

7. Mifohaza, ry sabatra, hamely ny mpi...

Zechariah

Chapter 13 : Verse 7

7 / 9

Mifohaza, ry sabatra, hamely ny mpiandriko sy ny lehilahy namako, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro. Asio ny mpiandry, dia hihahaka ny ondry, ary hamerina ny tanako ho amin’ ny madinika Aho.

Zechariah 13:7