Logo

WeBible

4. Ary rehefa mitsangana izy, dia hora...

Daniel

Chapter 11 : Verse 4

4 / 45

Ary rehefa mitsangana izy, dia horavana ny fanjakany ka hozaraina ho amin’ ny rivotra efatry ny lanitra; fa tsy ho an’ ny taranany, na araka ny fanapahany izay nanapahany, fa hongotana ny fanjakany ka ho an’ ny hafa, fa tsy ho an’ ireo.

Daniel 11:4