Logo

WeBible

8. Ary dia nihahery indrindra ilay osi...

Daniel

Chapter 8 : Verse 8

8 / 27

Ary dia nihahery indrindra ilay osilahy; nefa nony nahery izy, dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy efatra lehibe nipoitra nisolo iny nifanandrify tamin’ ny rivotra efatry ny lanitra.

Daniel 8:8