Chapter 39 : Verse 7
Ary nataony teo amin’ ny soroky ny efoda ny vato, ho vato fahatsiarovana ho an’ ny Zanak’ Isiraely, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.