Logo

WeBible

17. miaro ny tànany tsy hampahory ny ma...

Ezekiel

Chapter 18 : Verse 17

17 / 32

miaro ny tànany tsy hampahory ny mahantra, tsy mampanana vola, na maka tombony, fa manaraka ny fitsipiko sy mandeha araka ny lalàko, dia tsy ho faty noho ny helo-drainy izy; ho velona tokoa izy.

Ezekiel 18:17