Logo

WeBible

31. ary mandoto tena amin’ ny sampinare...

Ezekiel

Chapter 20 : Verse 31

31 / 44

ary mandoto tena amin’ ny sampinareo rehetra mandraka androany va ianareo amin’ ny anateranareo ny fanomezanareo sy ny ampandehananareo ny zanakareo hamaky ny afo? Ary Izaho va hety hanontanianareo, ry taranak’ Isiraely? Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, tsy hety hanontanianareo mihitsy Aho.

Ezekiel 20:31