Logo

WeBible

14. Ary ny tanan’ ny Isiraely oloko no ...

Ezekiel

Chapter 25 : Verse 14

14 / 17

Ary ny tanan’ ny Isiraely oloko no ho entiko mamaly an’ i Edoma, ka hanao aminy araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako ireo; Ka dia ho fantany ny famaliako, hoy Jehovah Tompo.

Ezekiel 25:14