Logo

WeBible

3. Ary nony tany Betania Jesosy tao an...

Mark

Chapter 14 : Verse 3

3 / 72

Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon’ i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin’ ny lohan’ i Jesosy ny menaka.

Mark 14:3