Logo

WeBible

32. Fa Jaona nankany aminareo tamin’ ny...

Matthew

Chapter 21 : Verse 32

32 / 46

Fa Jaona nankany aminareo tamin’ ny lalan’ ny fahamarinana, nefa tsy nino azy ianareo; fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga no nino azy; fa ianareo kosa, na dia efa nahita izany aza, dia mbola tsy nanenina mba hinoanareo azy.

Matthew 21:32