Logo

Webible

//
2. Fa ny sampy niteny zava-poana, Ary ...

Zechariah

Rozdział 10 : Werset 2

2 / 12

Fa ny sampy niteny zava-poana, Ary ny mpanao fankatovana nahita lainga Ka nilaza nofy lainga, Foana ny nampiononany; Koa izany no naniavany toy ny ondry Ory izy, satria tsy misy mpiandry.