Глава 9 : Стих 8
Dia namaly an’ i Saoly indray ilay zatovo ka nanao hoe: Indro, atỳ an-tanako misy vola ampahefatry ny sekely; koa homeko ny lehilahin’ Andriamanitra izany, mba hanoroany antsika izay lalana tokony halehantsika.