Logo

Webible

//
2. mijery an’ i Jesosy, Tompon’ ny fin...

Hebrews

Глава 12 : Стих 2

2 / 29

mijery an’ i Jesosy, Tompon’ ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay naharitra ny hazo fijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin’ ny ankavanan’ ny seza fiandrianan’ Andriamanitra Izy.