Logo

Webible

//
18. Ary ny mpianatr’ i Jaona sy ny Fari...

Mark

Глава 2 : Стих 18

18 / 28

Ary ny mpianatr’ i Jaona sy ny Fariseo nifady hanina tamin’ izany; dia avy izy ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Nahoana ny mpianatr’ i Jaona sy ny mpianatry ny Fariseo no mifady hanina, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?