Logo

Webible

//
22. ka niditra ny zanakavavin’ i Herodi...

Mark

Глава 6 : Стих 22

22 / 56

ka niditra ny zanakavavin’ i Herodiasy ary nandihy ka nahafaly an’ i Heroda mbamin’ izay niara-nipetraka nihinana teo aminy, dia hoy ny mpanjaka tamin-drazazavavy: Angataho amiko izay tianao na inona na inona, dia homeko anao.