Logo

Webible

//
6. Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo ami...

John

Розділ 21 : Вірш 6

6 / 25

Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin’ ny sisiny ankavanan’ ny sambokely ny haratonareo, dia hahazo ianareo. Koa dia nalatsany izany, ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan’ ny hazandrano.