Logo

Webible

//
2. Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely h...

Leviticus

Розділ 25 : Вірш 2

2 / 55

Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin’ ny tany izay omeko anareo ianareo, aoka hisy fitsaharana ho an’ ny tany, dia sabata ho an’ i Jehovah.