Logo

Webible

//
24. Fa raha notapahina tamin’ ny hazo o...

Romans

Розділ 11 : Вірш 24

24 / 36

Fa raha notapahina tamin’ ny hazo oliva naniry ho azy ianao ka natsofoka tamin’ ny hazo oliva tsara, nefa tsy tena sampany, mainka fa izay tena sampany no hatsofoka amin’ ny hazo oliva nanapahana azy.