Logo

Webible

//
16. ka nanao taminy hoe: Renao va izay ...

Matthew

第 21 章 第 16 节

16 / 46

ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain’ ireo? Dia hoy Jesosy taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy amin’ ny vavan’ ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana?