Logo

Webible

//
38. Fa ny andriamanitry ny fiarovana ma...

Daniel

第 11 章 第 38 节

38 / 45

Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; ary volamena sy volafotsy sy vato soa ary zavatra mahafinaritra no ho entiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany.